Entrée | 1 lohalaharana |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 loha, laharana |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] [loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana |
Explications en français |
7 [1.13] primordial; avant garde |
Exemples |
8 [2.472#] Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. 9 [4.27#] Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |