|
|
|
|

Entrée1  lohahevitra
Mots élémentaires  2  loha, 3  hevitra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  ny ventin-teny halahatra [1.1]
Explications en anglais  6  a point in discussion [1.7]
Explications en français  7  l'essentiel de la discussion, le thème [1.8]
Exemples  8  Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368#]
9  Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#]
10  Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12