Entrée loakandro
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza ny andro fahefatra manomboka amin' ny andro itenenana -- na efa lasa izany na mbola ho avy -- fa raha mbola ho avy, dia asiana hoe "raha"; ohatra: raha Alakamisy no itenenana, ny hoe "loakandro androany" dia ny Alatsinainy talohan' io, ary ny hoe "raha loakandro anio", dia ny Alahady manaraka [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31