Entrée | 1 levilevy |
Radical | 2 levy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1] |
Explications en anglais |
5 threats, scolding [1.7] |
Explications en français |
6 réprimande [1.3#403] 7 menaces, réprimandes [1.8] |
Exemples |
8 levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470#] 9 Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 15 levilevy, velively |
Mis à jour le 2023/01/20 |