Entrée lesoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1]
Explications en anglais Sunken in the middle; flat-nosed [1.7]
Explications en français Enfoncé au milieu; camus; creux [1.8]
Exemples 
1Misy ny lesoka mila arenina. [1.368]
2Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445]
Dérivés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée lesoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/01/28