|
|
|
|

Entrée (1/2)1 lesoka
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy.
4Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely. [1.1#540]
Explications en anglais  5sunken in the middle; flat-nosed. [1.7]
Explications en français  6enfoncé au milieu; camus; creux. [1.8]
Exemples  7 Misy ny lesoka mila arenina. [1.368#]
8 Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  16raivolesoka
Proverbes  17 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)18 lesoka
Partie du discours  19 nom
Explications en malgache  20Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy.. [1.1#540]

Anagrammes  21 Eskola, 22 Kasleo, 23 lesoka, 24 saloke

Mis à jour le 2025/11/02