Entrée (1/4) | 1 lemaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Marin-tampona: Tany lemaka [1.1] |
Explications en français |
4 plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3] |
Exemples |
5 Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472] 6 Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/4) | 16 lemaka |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay [1.1] 19 velaran-tany mitovitovy tantana [1.13] |
Explications en anglais |
20 flat land [1.7] |
Explications en français |
21 terrain plat, plaine [1.3] 22 terrain plat [1.8] 23 plaine [1.13] |
Exemples |
24 Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5] |
Vocabulaire |
25 Géographie: (en général) |
Morphologie |
|
Analogues | 28 tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha |
Mots composés |
|
Entrée (3/4) | 31 lemaka |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13] |
Explications en français |
34 plan [1.13] |
Vocabulaire |
35 Mathématiques: géométrie |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 40 Lemaka |
Mots élémentaires | 41 lemaka |
Partie du discours | 42 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire |
43 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 44 alemak, lamake, Lemaka, lemaka, malake |
Mis à jour le 2023/09/08 |