Entrée Le Livre de la Sagesse Malgache
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913. Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely. Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety [Rahajarizafy 1988]
Sous-titre Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses
Auteur Veyrières Paul de (s.j.), 1913; Méritens Guy de (s.j.), 1967
Maison d' édition 1967. Editions Maritimes et d'Outre-Mer. Pages: 664. Largeur: 15cm. Hauteur: 24cm.
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres
Texte 
Illustrations 

2020/04/07