Entrée | 1 lela |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 9 61 mots contenant lela |
Explications en malgache |
10 [1.1] Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). |
Explications en anglais |
11 [1.7] a tongue; a blade |
Explications en français |
12 [1.8] la langue |
Exemples |
13 [2.4] ny lela tsy mahahetsika. 14 [2.69] raha tany misy loha, misy lela; 15 [2.332] Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot lela |
Anagrammes | 17 lale, lela |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |