Entrée | lehilahy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona ¶ Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy! ¶ (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | a man [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | homme (mâle) [Hallanger 1974] | |||
Dérivations |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Citations | Proverbes contenant le mot lehilahy | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |