|
|
|
|

Entrée1  lefakozatra
Mots élémentaires  2  lefaka, hozatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1]
Exemples  5  Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424#]
Vocabulaire  6  Santé

Mis à jour le 2023/12/13