Entrée lefakozatra
Mots élémentaires lefaka ; hozatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1]
Exemples Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424]
Vocabulaire 
Synonymes poliomielita

Mis à jour le 2023/12/13