Entrée lavanty
Partie du discours nom
Définition malgache Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an auction. Also used adverbially for always, continually [Richardson 1885]
 an auction sale [Hallanger 1973]
Définition française vente aux enchères [Hallanger 1974]
Origine Français: la vente.
Mots composés, titres, noms 

2013/03/02