Entrée (1/2) | 1 latsaka ankady |
Mots élémentaires | 2 latsaka, 3 hady |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 potraka an-tevana Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [1.1] |
Entrée (2/2) | 6 latsaka ankady |
Partie du discours | 7 locution |
Explications en malgache |
8 teraka (raha alika) [Taifasy]
[1.78] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |