|
|
|
|

Entrée1  lasibatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana.
4 Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io. [1.1]

Anagrammes  5 albasitra, 6 lasibatra

Mis à jour le 2025/09/12