|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lasary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana
Explications en anglais  4  [1.2] onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish
5  [1.7] an appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper
Explications en français  6  [1.8] achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment
7  [1.196] (du créole réunionnais : « les achards »). Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais.
Exemples  8  Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
9  Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Vocabulaire  10  Economie: alimentation

Entrée (2/2)11  lasary
Partie du discours  12  nom
Explications en anglais  13  [1.2] the name of a saw
Exemples  14  Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
15  Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Vocabulaire  16  Outils

Anagrammes  17  lasary, salary, silara

Mis à jour le 2020/07/31