|
|
|
|

Entrée1  lasantsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [1.1]
Explications en anglais  4 turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [1.2]
5 gasoline, petrol; turpentine [1.7]
Explications en français  6 l'essence, essence pour voiture; térébenthine [1.8]
7 (du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine. [Merina] [1.196]
Exemples  8  Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy. [2.117]
9  Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa. [2.445]
10  Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava. [1.281]
Vocabulaire  11  Transports
Tous les mots composés  12 tobin-dasantsy

Mis à jour le 2025/11/09