Entrée lasam-binany
Mots élémentaires lasa ; vinany
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Exemples Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5]
Synonymes lasam-borona

Mis à jour le 2023/10/24