|
|
|
|

Entrée1  lasam-binany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Exemples  4  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Synonymes  5  lasam-borona
Mots élémentaires  6  lasa, vinany

Mis à jour le 2023/10/24