Entrée | 1 lapa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 tranon'ny mpanjaka [Taisaka]
[1.78] 4 Trano itoeran' ny Andriamanjaka 5 Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ 6 Trano voafidy hanaovana famorana [1.1] |
Explications en anglais |
7 a palace, the residence of the sovereign 8 the residence of a noble on his estate 9 the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies 10 any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2] 11 a palace [1.7] |
Explications en français |
12 palais [1.8] |
Exemples |
13 Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#] 14 Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Article |
25 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/06/23 |