Entrée | 1 laoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka [1.1] 4 hazandrano [Bezanozano, Sihanaka] [1.78] |
Explications en anglais |
5 any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [1.2] 6 meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on mange avec le riz [1.8] |
Exemples |
8 Inona izao no laoka hatao eo! [2.4] 9 Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356] 10 laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245] 11 Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 21 akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka |
Mis à jour le 2023/06/19 |