|
|
|
|

Entrée1 langoroany
Partie du discours  2 nom
Explications en français  3tambour. [1.13]
Exemples  4 Novelezina ny langoroany dia nifandringana indray ny roa tonta. [2.508#]
5 dia ny mpitsoka sodina sy mozika ary ny mpitendry lokanga miaraka amin' ny ampongabe sy ny langoroany [2.649#]
Vocabulaire  6 Musique: instruments
Analogues  7 amponga, 8 detra, 9 hazolahy

Mis à jour le 2025/09/12