| Entrée | 1 lango malefaka |
| Mots élémentaires | 2 lango, 3 malefaka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 teny atao moramora toa manambitamby, nefa ny hampatoritory ny saina amana eritreritra no kendrana.
6 safosiaka mampandry sakaizany. [1.1] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|