|
|
|
|

Entrée 1  lamboala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Antambahoaka] lambo dia [1.78]
4 [Tanala] lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78]
Vocabulaire  5  Zoologie: mammifères

Mis à jour le 2026/02/04