|
|
|
|

Entrée1  lalovana
Radical  2 lalo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza.
5 Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay.
6 Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo.
7 Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany. [1.1]
Explications en anglais  8 to be passed by. [1.2]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02