Entrée lalivay
Partie du discours nom
Explications en malgache Koba navela hiotrika elaela izay afangaro amin' ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay [1.1]
 Zaka mampitombo ny koba [1.13]
Explications en français Levain [1.13]
Origine Français: le levain.

Mis à jour le 2020/07/31