| Entrée | 1 lalaovina |
| Radical | 2 lalao |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra.
5 Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io. 6 Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be played with.
[1.2] 8 to be played with; to be mocked. [1.7] |
| Explications en français |
9 avec quoi ou dont on joue.
[1.8] |
| Exemples |
10 Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana.
[2.424#]
11 Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 16 lalaovina, 17 voalalina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|