Entrée |
lalamby
|
Mots élémentaires | lalana ; -by (vy) |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [1.1]
|
Explications en anglais | [ lalam-by ] A word used for a railway; lit. an iron road [1.2]
|
| A railroad [1.7]
|
Explications en français | Chemin de fer [1.8]
|
| Chemin de fer, voie ferrée, rail [1.13]
|
Exemples |
1 | Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo?
[2.113]
|
2 | Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe.
[2.332]
|
3 | Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka.
[2.5]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Analogues |
T.C.E. : Tananarive Côte-Est ~
F.C.E. : Fianarantsoa Côte-Est ~
M.L.A. : Moramanga-Lac Alaotra ~
T.A. : Tananarive-Antsirabe |
Illustrations |
|
|