Entrée (1/2) | 1 lalam-panorenana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 lalàna, fanorenana |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany |
Explications en français |
9 [1.5, 1.13] constitution |
Exemples |
10 [4.27] Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? |
Vocabulaire |
11 Loi 12 Politique |
Entrée (2/2) | 13 lalam-panorenana |
Partie du discours | 14 locution |
Tous les mots composés |
|
Explications en français |
18 [1.13] loi interne |
Vocabulaire |
19 Mathématiques: algèbre |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |