Entrée lakoraona
Partie du discours nom
Explications en malgache Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany
Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty [1.1]
Origine Français: la couronne.

Mis à jour le 2020/07/31