Entrée | lakilasy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono (jereo kilasy) [1.1] | |
Origine | Français: la classe. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |