| Entrée | 1 lakilasy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra
4 Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono 5 (jereo kilasy) [1.1] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|