|
|
|
|

Entrée1 lahoina
Radical  2laho
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4 Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana
Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina [1.1]

Anagrammes  5 ahilano, 6 alonahy, 7 anilaho, 8 anolahy, 9 lahoina, 10 laihano, 11 laohina

Mis à jour le 2025/09/12