Entrée lahiaivo (lahy, ivo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1]
Explications en anglais The second son in a family [1.7]
Explications en français Le cadet [1.3]
 Le deuxième fils d'une famille [1.8]
Exemples 
1maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944]
2Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508]
Vocabulaire 
Analogues  lahimatoa ~ vaviaivo ~ vavimatoa

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/02/23