|
|
|
|

Entrée1 lafiratsy
Mots élémentaires  2lafy, 3ratsy
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 ambadika na atin-javatra; voho [1.13]
Explications en français  6 inconvénient
envers; revers [1.13]
Exemples  7 Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina [4.27#2007/02/28]
Morphologie 
8 Simple :
9 Présent :
Antonymes  10lafitsara

Anagrammes  11 fisilatra, 12 lafiratsy

Mis à jour le 2025/11/02