|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lafatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fifanoherana misy andaniny sy ankilany.. [1.1]
Explications en français  4 opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  23  2 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)24  lafatra
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26 Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana.
27 Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao.
28 Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia. [1.1]
29 zanatohatra. [1.13]
Explications en anglais  30 rank. [1.7]
Explications en français  31 rang. [1.8]
32 gradin; escabeau. [1.13]
Tous les mots composés  33 tonga lafatra

Entrée (3/3)34  lafatra
Partie du discours  35  nom
Explications en malgache  36 tatatra. [Tambahoaka] [1.78]
Explications en français  37 entailles. [Tambahoaka] [1.78]
Vocabulaire  38  Biologie
Tous les mots composés  39 vaky lafatra

Mis à jour le 2025/11/09