Entrée labatoara
Partie du discours nom
Explications en malgache Toerana natao hamonoana ny biby vonoina hohanina, amin' ny fomba ara-dalàna, sy fanamboarana ny henany [1.1]
Explications en français  [Vezo] Abattoir [1.68]
Exemples Talohan' ny nanavaozana ny tanàn-dehibe, dia hitanao izy teny amin' ny faritra iva teny, tamin' ny trano nisy fanaka, trano kotona, teren' ny gara sy ny labatoara, eny anelanelan' ny tokotanin' ny gara sy ny trano fitehirizana entana. [1.369]
Vocabulaire 
Origine Français: l' abattoir.

Mis à jour le 2021/07/22