|
|
|
|

Entrée1 kristaly
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika
Vera vita amin' io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely [1.1]
4 vato-tantera-pahazavana [1.13]
Explications en français  5 cristal [1.13]
Tous les mots composés  6fivainga ho kristaly

Mis à jour le 2025/10/08