Entrée Krismasy
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra
Mitovy hevitra: noely [1.1]
Explications en anglais Christmas [1.7]
Explications en français La Noël [1.3]
 Noël [1.8]
Vocabulaire 
Synonymes noely
Origine Anglais: Christmas.
Analogues  paka

Mis à jour le 2020/07/31