| Entrée | 1 Krismasy |
| Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra [1.1] |
| Explications en anglais |
4 Christmas [1.7] |
| Explications en français |
5 la Noël [1.3] 6 Noël [1.8] |
| Vocabulaire | 7 Religion et Liturgie |
| Synonymes | 8 noely |
| Analogues | 9 noely, paka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|