Entrée | kotsetsotsetso (tsetsotsetso) | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [1.1] | |||
Dérivés |
| |||
Mis à jour le 2023/01/05 |