| Entrée | 1 kotranina |
| Radical | 2kotrana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky.
5Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy. 6Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 kotranina, 12 tranokany |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|