|
|
|
|

Entrée1  kotrakotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Efa ela nanaovana na niasana ka simbasimba be ihany:
4 Fiarakodia efa kotrakotra iny no naka ny entany teto [1.1]

Anagrammes  5 katrokatro, 6 kotrakotra, 7 trakotrako

Mis à jour le 2025/11/13