|
|
|
|

Entrée1  korombina
Radical  2  koromby
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo
5  Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  akorombin, korombina, nakoromby, norimbako, rombinako

Mis à jour le 2023/01/20