| Entrée | 1 koretehina |
| Radical | 2 koretika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano
5 Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka 6 Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|