Entrée korataba (kotaba (taba))
Partie du discours nom
Explications en malgache Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Exemples Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Dérivés 
 
Synonymes kotaba

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20