|
|
|
|

Entrée1  korataba
Radical  2  kotaba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1]
Exemples  5  Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [2.529]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  23  kotaba

Anagrammes  24 atrobaka, 25 borataka, 26 korataba, 27 rako-bata

Mis à jour le 2025/09/19