|
|
|
|

Entrée1  korana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] [koraña] resaka, korankorana, resadresaka
4  [1.1] Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro
Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava
Explications en anglais  5  [1.7] pleasant conversation
Explications en français  6  [1.8] causerie joyeuse
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot korana

Anagrammes  14  akoran, ankora, aronak, karona, korana, nakaro, nakora, narako, naraok, naroak, ranoka, rokàna, ronaka

Mis à jour le 2020/07/31