| Entrée | 1 kopetaka |
| Radical | 2petaka |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be..
[1.1] 5enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity. [1.62] |
| Explications en français |
6large, plat, aplati, se dit du pied.
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|