|
|
|
|

Entrée1  kopahina
Radical  2  kopaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory
5  Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra
6  Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka
7  Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  hakapony, hakopany, hokapain, hokinapa, ikapohan, ikopahan, kapohina, kopahina, nahipoka, nihapoka, nihopaka, nikapoha, nikopaha, panahiko

Mis à jour le 2023/01/05